|
|
|
|

Teny iditra1  finoana antematemaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Tsy nifarana mazava ny finoany ny amin' izany, fa dia ilay ambiroa sy avelo fotsiny no finoany antematemaka. [2.296]
Voambolana  4  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19